2 Tantara 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa samy nomen-drainy fanomezana+ be dia be izy ireo, dia volafotsy sy volamena sy zava-tsarobidy ary koa tanàna voaro mafy tao Joda.+ Ny fanjakana kosa nomeny an’i Jorama+ satria izy no lahimatoa.+
3 Koa samy nomen-drainy fanomezana+ be dia be izy ireo, dia volafotsy sy volamena sy zava-tsarobidy ary koa tanàna voaro mafy tao Joda.+ Ny fanjakana kosa nomeny an’i Jorama+ satria izy no lahimatoa.+