14 Koa nifoha maraina i Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra feno rano. Dia nomeny an’i Hagara izany,+ ka napetrany teo an-tsorony. Ary nomeny azy koa ny zaza,+ ka nalefany nandeha ravehivavy. Dia lasa i Hagara ka nirenireny tany an-tany efitr’i Beri-sheba.+