Genesisy 35:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia niala aina i Isaka ka maty, ary nangonina any amin’ny razany izy, rehefa antitra sady voky andro.+ Ary nandevina azy i Esao sy Jakoba zanany.+ Ohabolana 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hahalava ny androm-piainanao aho,+ ary hahamaro ny taona iainanao.+
29 Dia niala aina i Isaka ka maty, ary nangonina any amin’ny razany izy, rehefa antitra sady voky andro.+ Ary nandevina azy i Esao sy Jakoba zanany.+