Genesisy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy ho laitra fehezina toy ny zebra izy: Ny tanany hanohitra ny rehetra, ary ny tanan’ny rehetra kosa hanohitra azy.+ Ary eo anatrehan’ny rahalahiny rehetra no hananganany ny tranolainy.”+
12 Ary tsy ho laitra fehezina toy ny zebra izy: Ny tanany hanohitra ny rehetra, ary ny tanan’ny rehetra kosa hanohitra azy.+ Ary eo anatrehan’ny rahalahiny rehetra no hananganany ny tranolainy.”+