Genesisy 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa mba lazao hoe anabaviko ianao,+ mba handeha tsara ny zava-drehetra ka tsy hisy hanjo ahy noho ny aminao, ary ho velona aho* noho ny aminao.”+
13 Koa mba lazao hoe anabaviko ianao,+ mba handeha tsara ny zava-drehetra ka tsy hisy hanjo ahy noho ny aminao, ary ho velona aho* noho ny aminao.”+