FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Ary hitsinjo anareo aho,+ ka hataoko manan-taranaka sy ho maro be ianareo,+ ary hotanterahiko ny fifanekena nataoko taminareo.+

  • Salamo 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Namoaka ahy eo amin’ny toerana malalaka izy,+

      Ary namonjy ahy satria nankasitraka ahy.+

  • Salamo 118:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tao anatin’ny fahoriana aho no niantso an’i Jah,+

      Dia namaly ahy i Jah ka nataony teo amin’ny toerana malalaka aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara