FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niangavy azy mafy anefa i Lota.+ Koa nivily nankao aminy izy ireo ka niditra tao an-tranony. Ary nanao sakafo be ho azy ireo izy,+ sady nanao mofo tsy misy lalivay.+ Dia nihinana izy ireo.

  • 2 Mpanjaka 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nanao fanasambe ho an’ireo izy, ary nihinana sy nisotro ireo. Avy eo dia nalefany izy ireo, ka niverina tany amin’ny tompony. Koa tsy nankany amin’ny tanin’ny Israely intsony ny Syrianina mpandroba,+ na indray mandeha aza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara