Romanina 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha azo atao, ka mbola miankina aminareo koa, dia mihavàna+ amin’ny olona rehetra. Hebreo 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olon-drehetra,+ ary katsaho ilay fahamasinana,+ izay tsy maintsy ananana mba hahitana ny Tompo.+ 1 Petera 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka izy hiala amin’ny ratsy+ ka hanao ny tsara, ary hitady fihavanana ka hitandro izany.+
14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olon-drehetra,+ ary katsaho ilay fahamasinana,+ izay tsy maintsy ananana mba hahitana ny Tompo.+