FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 fa i Kaina sy ny fanatiny kosa tsy nankasitrahany.+ Dia tezitra be+ i Kaina, ka nanjombona ny tarehiny.

  • Genesisy 37:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nialona azy ny rahalahiny,+ fa ny rainy kosa nitadidy izany teny izany.+

  • Amosa 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Noho ny nikomian’i Edoma+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nanenjika ny rahalahiny tamin’ny sabatra,+ sady tsy niantra mihitsy.+ Ny fahatezerany dia namiravira tsy nisy farany, ary notehiriziny mandrakizay ny fahavinirany.+

  • 1 Jaona 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa izay mankahala ny rahalahiny kosa, dia ao amin’ny haizina sady mandeha ao amin’ny haizina+ ka tsy fantany izay alehany,+ satria nohajambain’ny haizina ny masony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara