Genesisy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa niantso an’i Jakoba i Isaka ka nitso-drano azy, sady nandidy azy hoe: “Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kananita.+ 2 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+
28 Koa niantso an’i Jakoba i Isaka ka nitso-drano azy, sady nandidy azy hoe: “Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kananita.+
14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+