FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa mampianiana anao amin’ny anaran’i Jehovah+ Andriamanitry ny lanitra sy ny tany aho, mba tsy haka vady ho an-janako avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita izay miara-monina amiko.+

  • Genesisy 27:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Taorian’izany, dia hoy foana i Rebeka tamin’i Isaka: “Halako mihitsy ny fiainako noho ny amin’ireo zanakavavin’ny Hetita ireo.+ Raha sanatria i Jakoba ka manambady zanakavavin’ny Hetita tahaka ireo zazavavy tompon-tany ireo, dia aleoko maty.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara