FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 26:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary niseho taminy i Jehovah tamin’iny alina iny, ka niteny hoe: “Izaho no Andriamanitr’i Abrahama rainao.+ Aza matahotra,+ fa momba anao aho. Ary hitahy anao aho ka hataoko maro ny taranakao, noho ny amin’i Abrahama mpanompoko.”+

  • Marka 12:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Raha ny amin’ny maty izay hatsangana, tsy novakinareo ve ny ao amin’ny bokin’i Mosesy, tao amin’ny fitantarana momba ilay voaroy, dia ny nilazan’Andriamanitra taminy hoe: ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+

  • Asan’ny Apostoly 7:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 ‘Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.’+ Dia tora-kovitra i Mosesy, ka tsy sahy nandinika akaiky kokoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara