Genesisy 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanjary nanana omby sy ampondra sy ondry sy mpanompolahy ary mpanompovavy aho.+ Ary te hampilaza amin’ny tompoko aho, mba hahazoako sitraka aminao.”’”+ Genesisy 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanjary be loatra mantsy ny fananan’izy mirahalahy, ka tsy afaka niara-nonina izy ireo, sady tsy antonona azy intsony ilay tany nivahiniany, noho ny amin’ny biby fiompiny.+
5 Dia nanjary nanana omby sy ampondra sy ondry sy mpanompolahy ary mpanompovavy aho.+ Ary te hampilaza amin’ny tompoko aho, mba hahazoako sitraka aminao.”’”+
7 Nanjary be loatra mantsy ny fananan’izy mirahalahy, ka tsy afaka niara-nonina izy ireo, sady tsy antonona azy intsony ilay tany nivahiniany, noho ny amin’ny biby fiompiny.+