Joba 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hiala aina ny nofo rehetra,Ary hiverina amin’ny vovoka ny olombelona.+ Mpitoriteny 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Samy mankany amin’ny toerana iray izy rehetra.+ Samy avy tamin’ny vovoka izy rehetra,+ ary hiverina ho vovoka indray izy rehetra.+
20 Samy mankany amin’ny toerana iray izy rehetra.+ Samy avy tamin’ny vovoka izy rehetra,+ ary hiverina ho vovoka indray izy rehetra.+