Genesisy 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nitoetra teo izy ny alin’iny. Ary izay teo am-pelatanany no nakany hatao fanomezana ho an’i Esao rahalahiny:+ Ohabolana 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny fanomezana ataon’ny olona dia manokatra lalana maro ho azy,+ ka mahatonga azy ho eo anatrehan’ny olona ambony.+
13 Dia nitoetra teo izy ny alin’iny. Ary izay teo am-pelatanany no nakany hatao fanomezana ho an’i Esao rahalahiny:+
16 Ny fanomezana ataon’ny olona dia manokatra lalana maro ho azy,+ ka mahatonga azy ho eo anatrehan’ny olona ambony.+