FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa hoy izy taminy: “Mba mandehana jereo raha tsy misy maninona ny rahalahinao sy ny andian’ondry. Dia miverena hilaza amiko.”+ Koa nirahiny avy teo amin’ny lemaka iva any Hebrona+ i Josefa, ka lasa nankany Sekema.

  • Josoa 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia novorin’i Josoa tao Sekema+ ny foko rehetran’ny Israely, ary nantsoiny ny anti-panahy sy ireo lohany teo amin’ny Israely+ sy ny mpitsarany ary ny mpiadidiny. Koa nitsangana teo anatrehan’Andriamanitra ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara