Genesisy 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary i Saraha maty tao Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona,+ any amin’ny tany Kanana.+ Ary niditra i Abrahama mba haneho ny alahelony an’i Saraha sy hitomany azy.
2 Ary i Saraha maty tao Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona,+ any amin’ny tany Kanana.+ Ary niditra i Abrahama mba haneho ny alahelony an’i Saraha sy hitomany azy.