FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 23:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Amin’izay dia hanody anareo ny ran’ny olo-marina rehetra nalatsaka teto ambonin’ny tany,+ nanomboka tamin’ny ran’i Abela+ olo-marina+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny toerana masina sy ny alitara.+

  • 1 Jaona 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 fa tsy toa an’i Kaina, izay avy tamin’ilay ratsy ka namono+ tamin-kabibiana ny rahalahiny. Nahoana no namono nahafaty azy izy? Satria ratsy ny nataony,+ fa marina kosa ny nataon’ny rahalahiny.+

  • Joda 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara