Ohabolana 6:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Toy izany izay lehilahy manao firaisana amin’ny vadin’olona:+ Tsy hisy ho afa-maina izay mikasika an-dravehivavy.+ Marka 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ary ho nofo iray ihany izy roa.’+ Koa tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany.
29 Toy izany izay lehilahy manao firaisana amin’ny vadin’olona:+ Tsy hisy ho afa-maina izay mikasika an-dravehivavy.+