Salamo 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaora an’i Jehovah amin’ny harpa.+Manaova hira fiderana ho azy amin’ny lokanga misy tadiny folo.+ 1 Korintianina 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneno, ohatra, ny zavatra tsy mananaina,+ na sodina na harpa. Raha tsy mamoaka feo samy hafa anefa ilay izy, ahoana no hahafantarana hoe inona izany feon-kira avoakan’ny sodina na avoakan’ny harpa izany?
2 Misaora an’i Jehovah amin’ny harpa.+Manaova hira fiderana ho azy amin’ny lokanga misy tadiny folo.+
7 Maneno, ohatra, ny zavatra tsy mananaina,+ na sodina na harpa. Raha tsy mamoaka feo samy hafa anefa ilay izy, ahoana no hahafantarana hoe inona izany feon-kira avoakan’ny sodina na avoakan’ny harpa izany?