Genesisy 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nanao firaisana tamin’ny vadiny indray i Adama. Koa tera-dahy ravehivavy, ka nataony hoe Seta+ ny anarany, satria hoy izy: “Andriamanitra efa nanome ahy zanaka hafa ho solon’i Abela, satria novonoin’i Kaina izy.”+ 1 Tantara 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Adama,+Seta,+Enosa,+
25 Ary nanao firaisana tamin’ny vadiny indray i Adama. Koa tera-dahy ravehivavy, ka nataony hoe Seta+ ny anarany, satria hoy izy: “Andriamanitra efa nanome ahy zanaka hafa ho solon’i Abela, satria novonoin’i Kaina izy.”+