FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary niara-nandeha foana tamin’ilay tena Andriamanitra i Enoka, nandritra ny telonjato taona, taorian’ny niterahany an’i Metosela. Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

  • 1 Mpanjaka 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nankeo amin’ny olona rehetra i Elia, ka nanao hoe: “Mandra-pahoviana ianareo no hiroa saina?*+ Raha i Jehovah no tena Andriamanitra, dia manaraha azy.+ Fa raha i Bala kosa, dia manaraha azy.” Tsy namaly azy anefa ny olona na indraim-bava aza.

  • 1 Korintianina 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana+ ihany amintsika, dia ny Ray,+ izay niavian’ny zava-drehetra, ary ho azy isika.+ Ary tokana ihany ny Tompo,+ dia i Jesosy Kristy.+ Tamin’ny alalany no nanaovana ny zava-drehetra+ sady nanaovana antsika koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara