Genesisy 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Rahely: “Efa nitsara ahy Andriamanitra+ sady nihaino ny feoko, ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.+ Genesisy 49:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Hitsara ny fireneny i Dana, izay anisan’ny fokon’ny Israely.+
6 Dia hoy i Rahely: “Efa nitsara ahy Andriamanitra+ sady nihaino ny feoko, ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.+