Genesisy 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Manàna taranaka ka mihabetsaha. Hisy firenena maro sy vondrom-pirenena hipoitra avy aminao, ary hisy mpanjaka maro haterakao.*+
11 Ary hoy koa Andriamanitra taminy: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Manàna taranaka ka mihabetsaha. Hisy firenena maro sy vondrom-pirenena hipoitra avy aminao, ary hisy mpanjaka maro haterakao.*+