Deoteronomia 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+ Salamo 78:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Farany, dia novonoiny ho faty daholo ny lahimatoa tany Ejipta,+Eny, naripany tao amin’ireo tranolain’i Hama ny voalohan-terak’izy ireo.+
17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+
51 Farany, dia novonoiny ho faty daholo ny lahimatoa tany Ejipta,+Eny, naripany tao amin’ireo tranolain’i Hama ny voalohan-terak’izy ireo.+