FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Raha vao navoaka ho eo amin’i Josoa ireo mpanjaka ireo, dia nantsoin’i Josoa ny lehilahy rehetra teo amin’ny Israely, ka hoy izy tamin’ireo mpitari-tafika niaraka taminy izay nifehy an’ireo lehilahy mpiady: “Avia etỳ aloha etỳ, ary apetraho eo amin’ny hatok’ireto mpanjaka ireto ny tongotrareo.”+ Koa nankeny aloha izy ireo, ka samy nametraka ny tongony teo amin’ny hatok’ireo mpanjaka.+

  • Mpitsara 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy i Jehovah: “Ny fokon’i Joda no hiakatra,+ ary hatolotro eo an-tanany ilay tany.”

  • 2 Samoela 22:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Hataonao mandositra eo anatrehako ny fahavaloko,*+

      Ary hataoko mangina koa izay mankahala mafy ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara