Isaia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+ Ezekiela 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Horavako, horavako, horavako izany,+ ary izany koa aza dia tsy ho lasan’iza na iza, mandra-pahatongan’ilay manan-jo ara-dalàna hahazo izany.+ Dia homeko azy izany.’+ Lioka 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+ Hebreo 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hita mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, dia foko tsy mba voalazan’i Mosesy ho nisy mpisorona.
6 Fa misy zaza teraka ho antsika,+ zazalahy no homena antsika,+ ary ho eo an-tsorony ny fahefan’andriana.+ Ny anarany dia hatao hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga,+ Andriamanitra Mahery,+ Ray Mandrakizay,+ Andrianan’ny Fiadanana.+
27 Horavako, horavako, horavako izany,+ ary izany koa aza dia tsy ho lasan’iza na iza, mandra-pahatongan’ilay manan-jo ara-dalàna hahazo izany.+ Dia homeko azy izany.’+
32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+
14 Hita mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, dia foko tsy mba voalazan’i Mosesy ho nisy mpisorona.