Genesisy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nanomboka nanao ny habakabaka Andriamanitra, ka nosarahiny ny rano izay tokony ho eo ambanin’ilay habakabaka sy ny rano izay tokony ho eo ambonin’ilay habakabaka.+ Dia nisy izany. Genesisy 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary tampina ny loharanon’ny rano lalina+ sy ny vavahadin-dranon’ny lanitra,+ ka nitsahatra ilay oram-be nivatravatra avy tany an-danitra.
7 Koa nanomboka nanao ny habakabaka Andriamanitra, ka nosarahiny ny rano izay tokony ho eo ambanin’ilay habakabaka sy ny rano izay tokony ho eo ambonin’ilay habakabaka.+ Dia nisy izany.
2 Ary tampina ny loharanon’ny rano lalina+ sy ny vavahadin-dranon’ny lanitra,+ ka nitsahatra ilay oram-be nivatravatra avy tany an-danitra.