FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary amin’ny biby manidina araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy,+ ary ny biby mandady rehetra amin’ny tany araka ny karazany avy, dia roa avy no hiditra hankao aminao mba hitsimbinana ny ainy.+

  • Levitikosy 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 ny karazana goaika+ rehetra,

  • 1 Mpanjaka 17:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ny rano eo amin’ilay lohasaha no hosotroinao,+ ary ny goaika+ no hodidiako hanome sakafo anao any.”+

  • Joba 38:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Iza no manomana ny sakafon’ny goaika,+

      Rehefa miantso vonjy amin’Andriamanitra ny zanany kely,

      Ka mirenireny fa tsy manan-kohanina?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara