-
Genesisy 11:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary mbola velona telopolo sy efajato taona i Ebera, taorian’ny niterahany an’i Palega. Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
-