18Taorian’izany, dia niseho+ tamin’i Abrahama teo amin’ireo hazobe tao Mamre+ i Jehovah. Nipetraka teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy i Abrahama tamin’izay, tamin’ilay nahamay be iny ny andro.+
19 Ary i Abrahama nandevina an’i Saraha vadiny tao amin’ilay lava-bato teo amin’ny saha tao Makpela tandrifin’i Mamre, izany hoe tao Hebrona, any Kanana.+
9 Ary i Isaka sy Ismaela zanany nandevina azy tao amin’ny lava-bato tao Makpela, tao amin’ny sahan’i Efrona zanak’i Zohara Hetita, dia ilay saha tandrifin’i Mamre,+