Hebreo 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Io Melkizedeka io ilay mpanjakan’i Salema, sy mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+ ary izy ilay nitsena an’i Abrahama niverina avy nandresy mpanjaka maro, ka nitso-drano azy,+
7 Io Melkizedeka io ilay mpanjakan’i Salema, sy mpisoron’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+ ary izy ilay nitsena an’i Abrahama niverina avy nandresy mpanjaka maro, ka nitso-drano azy,+