Salamo 83:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+ Hebreo 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 satria notendren’Andriamanitra ho mpisoronabe tahaka an’i Melkizedeka+ izy.
18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+