Genesisy 46:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra. Jeremia 39:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Fa hataoko afa-mandositra ianao, ka tsy ho lavon-tsabatra. Ary ny ainao no ho babonao,+ satria natoky ahy ianao’,+ hoy i Jehovah.”
15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra.
18 “‘Fa hataoko afa-mandositra ianao, ka tsy ho lavon-tsabatra. Ary ny ainao no ho babonao,+ satria natoky ahy ianao’,+ hoy i Jehovah.”