Jeremia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hataoko maro be ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny Levita manompo ahy,+ ka ho maro sahala amin’ireo zavatra eny amin’ny lanitra izay tsy hita isa, sy ho toy ny fasika any an-dranomasina izay tsy voafatra.’”+
22 Hataoko maro be ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny Levita manompo ahy,+ ka ho maro sahala amin’ireo zavatra eny amin’ny lanitra izay tsy hita isa, sy ho toy ny fasika any an-dranomasina izay tsy voafatra.’”+