Genesisy 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Rahely: “Io i Bilaha mpanompovaviko.+ Manaova firaisana aminy, mba hiterahany ho ahy,* ka hahazoako zaza avy aminy.”+
3 Ary hoy i Rahely: “Io i Bilaha mpanompovaviko.+ Manaova firaisana aminy, mba hiterahany ho ahy,* ka hahazoako zaza avy aminy.”+