FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Ary nanao fifanekena tamin’i Abrahama koa izy, dia ny amin’ny famorana izany.+ Koa niteraka an’i Isaka+ i Abrahama ka namora azy tamin’ny andro fahavalo,+ ary Isaka niteraka an’i Jakoba, ary Jakoba niteraka azy roa ambin’ny folo lahy loham-pianakaviantsika.+

  • Romanina 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nahazo famantarana+ izy, dia ny famorana, ho tombo-kasen’ny fahamarinana noho ny finoana nananany fony izy mbola tsy voafora. Eny, nahazo ilay famantarana izy mba hahatongavany ho rain’izay+ rehetra manam-pinoana+ nefa tsy voafora, ka hanekena an’ireny ho isan’ny olo-marina,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara