FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Eo am-pelatananao àry ny fananany rehetra, fa izy fotsiny no aza asiana.” Dia niala teo anatrehan’i Jehovah i Satana.+

  • Hebreo 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+

  • Hebreo 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Na dia Zanaka aza izy, dia nianatra nankatò avy tamin’ny zavatra niaretany.+

  • 1 Petera 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Amin’izay ny finoanareo vita sedra,+ dia ho hita fa hitondra fiderana sy voninahitra ary haja, rehefa haharihary+ i Jesosy Kristy. Ny finoana vita sedra tokoa mantsy dia sarobidy lavitra noho ny volamena, izay mety simba na dia voasedra tamin’ny afo+ aza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara