2 Dia hoy i Abrama: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, inona no homenao ahy? Ho faty ihany aho nefa mbola tsy manan-janaka, ka i Eliezera+ avy any Damaskosy, no hahazo ny ao an-tranoko.”
40 Ianao no hiandraikitra ny ankohonako,+ ary hankatò anao tanteraka ny vahoakako manontolo.+ Ny seza fiandrianana ihany no maha ambony ahy noho ianao.”+