-
Genesisy 47:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ary rehefa akaiky ny andro hahafatesan’i Israely,+ dia nantsoiny i Josefa zanany ka nilazany hoe: “Raha mahazo sitraka aminao aho, dia mba ataovy ato ambany feko ny tananao,+ ary anehoy hatsaram-panahy feno fitiavana aho ka asehoy amiko fa azoko itokisana ianao:+ Miangavy anao aho mba tsy handevina ahy eto Ejipta.+
-