13 Hoy anefa i Mosesy tamin’Andriamanitra: “Aoka àry hatao hoe tonga any amin’ny zanak’Israely aho, ary miteny hoe: ‘Ilay Andriamanitry ny razanareo no naniraka ahy ho atỳ aminareo.’ Ary miteny amiko ry zareo hoe: ‘Iza no anarany?’+ Dia inona no havaliko?”
6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+