FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Toy ny fomba hanaovana ny efoda ihany no hanaovana ny fehikibo,+ izay hatao eo amboniny mba hamatorana azy tsara. Mitovy koa ny zavatra hanaovana ny efoda sy ny fehikibo, dia kofehy volamena, kofehy manga, volonondry volomparasy somary mena, kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.

  • Eksodosy 29:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia alaivo ireo fitafiana,+ ary ampanaovy an’i Arona ilay akanjo lava, sy ilay akanjo tsy misy tanany mifanolotra amin’ny efoda, sy ny efoda, ary ny saron-tratra. Ary ataovy migeja tsara amin’i Arona ny efoda, ka ny fehikibon’ny efoda no hangejana azy.+

  • Isaia 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fehikibo eo amin’ny andilany ny fahamarinana,+ ary fehikibo anaovany koa ny tsy fivadihana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara