Eksodosy 38:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary nanao ny alitaran’ny fanatitra dorana izy, ka hazo akasia no nanaovany azy. Dimy hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany, ka efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.+ 1 Korintianina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Jereo ny Israely araka ny nofo:+ Tsy miara-mahazo anjara amin’ny alitara ve izay mihinana ny sorona?+ Hebreo 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary manana alitara isika, fa izay manao fanompoana masina ao amin’ny tranolay kosa tsy manana fahefana hihinana eo amin’izany.+
38 Ary nanao ny alitaran’ny fanatitra dorana izy, ka hazo akasia no nanaovany azy. Dimy hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany, ka efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.+
18 Jereo ny Israely araka ny nofo:+ Tsy miara-mahazo anjara amin’ny alitara ve izay mihinana ny sorona?+
10 Ary manana alitara isika, fa izay manao fanompoana masina ao amin’ny tranolay kosa tsy manana fahefana hihinana eo amin’izany.+