Genesisy 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hisaorana anie ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+Izay nanolotra ny mpampahory anao teo an-tananao!”+ Dia nomen’i Abrama ny ampahafolon’ny zava-drehetra+ izy. Lioka 1:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!
20 Ary hisaorana anie ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+Izay nanolotra ny mpampahory anao teo an-tananao!”+ Dia nomen’i Abrama ny ampahafolon’ny zava-drehetra+ izy.
68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!