Eksodosy 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Ary manaova alitara handoroana emboka manitra,+ ka hazo akasia no hanaovanao azy. Eksodosy 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ilay alitara dia apetraho eo anoloan’ilay ridao eo akaikin’ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,+ tandrifin’ny saron’ilay Vata eo ambonin’ny Tenin’ny Vavolombelona, izay hisehoako aminao.+
6 Ary ilay alitara dia apetraho eo anoloan’ilay ridao eo akaikin’ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,+ tandrifin’ny saron’ilay Vata eo ambonin’ny Tenin’ny Vavolombelona, izay hisehoako aminao.+