FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hoy i Mosesy: “Izay mihitsy no nolazain’i Jehovah. Hisy fankalazana sabata rahampitso, dia sabata masina ho an’i Jehovah.+ Koa ataovy ao anaty lafaoro izay azonareo masahina ao, ary andrahoy izay azonareo andrahoina,+ ary izay ambiny rehetra dia tehirizo ho anareo ho zavatra tokony hotehirizina mandra-maraina.”

  • Eksodosy 20:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Aoka hotsarovana ny andro sabata mba hanamasinana azy io,+

  • Eksodosy 31:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Tandremo tsara ny sabatako+ satria izany no famantarana eo amiko sy aminareo, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, mba hahafantaranareo fa izaho Jehovah no manamasina anareo.+

  • Isaia 56:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sambatra ny olona mety maty izay manao izany,+ sy ny zanak’olombelona mifikitra amin’izany,+ sady mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy,+ ary mifehy ny tanany tsy hanao izay ratsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara