FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia hatao eo amin’ny handrin’i Arona ilay izy. Ary i Arona no hampamoahina noho izay fahadisoana atao amin’ireo zava-masina+ hohamasinin’ny zanak’Israely, dia ny fanomezany masina rehetra. Ary ho eo amin’ny handrin’i Arona foana ilay izy, mba hahazoan’izy ireo sitraka+ eo anatrehan’i Jehovah.

  • Nomery 18:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Avy amin’ny fanomezana rehetra omena anareo no hakanareo ny tsara indrindra,+ ka hanomezanareo ny karazam-panomezana rehetra ho an’i Jehovah, ho zava-masina.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara