Levitikosy 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+ Ohabolana 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa izay mihaino ahy kosa tsy hanana ahiahy,+ sady tsy mba hiady saina noho ny fahatahorana loza.”+ Jeremia 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+
18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+
33 Fa izay mihaino ahy kosa tsy hanana ahiahy,+ sady tsy mba hiady saina noho ny fahatahorana loza.”+
6 Amin’ny andro hanjakany, dia hovonjena ny Joda+ ary honina tsy hanana ahiahy ny Israely.+ Ary izao no anarana hiantsoana azy: Jehovah no Fahamarinantsika.”+