FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Lalàna iray ihany no ho an’ny teratany sy ny vahiny eo aminareo.”+

  • Nomery 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy lehilahy na vehivavy manao ny iray amin’ireo fahotana mpahazo ny olombelona, ka mivadika amin’i Jehovah, dia ho meloka tokoa izy.*+

  • Nomery 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Lalàna iray ihany no ho an’ny teratany eo amin’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny monina eo aminy, rehefa misy manota tsy nahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara