11 Hovonoina eo avaratry ny alitara, eo anatrehan’i Jehovah, izany. Ary hafafy eo amin’ireo lafin’ny alitara ny ra,+ ka ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hanao izany.
4 Dia hoentiny eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, ilay omby. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby izy,+ ka hamono azy eo anatrehan’i Jehovah.